|
|
|
|

Entry1  minisitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana
Examples  4  Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. [2.606]
5  Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny minisitra. [2.114]
6  Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445]
Vocabulary  7  Law
Analogs  8  ministera

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21