Entry |
ministera
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1]
|
Explanations in French | Sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [full text in 1.66]
|
Explanations in English | A government department or ministry [1.7]
|
Explanations in French | Un ministère du gouvernement [1.8]
|
Examples |
1 | Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina.
[2.113]
|
2 | Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa.
[4.27]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Origin | French: ministère.
|
Analogs |
minisitra |
|