|
|
|
|

Entry1  miofo
Root  2  ofo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra
(ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano
Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo
Miova loko noho ny hainandro
5  [1.13] miova loko, mihamatroka, mihavasoka
Explanations in English  6  [1.2] to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment.
7  [1.7] to moult; to scale off; to fade (of colors)
Explanations in French  8  [1.8] muer, changer de peau, de couleur, se faner
9  [1.13] décoloré
Examples  10  [2.313#] miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro.
11  [1.261#] Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo.
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Synonyms  16  miofy
Proverbs  17  Proverbs containing the word miofo

Updated on 2024/12/11