Entry | 1 miolomay |
Root | 2 olomay |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) [1.1] 5 mihazakazaka [Bezanozano] [1.78] |
Examples |
6 Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |