Entry | 1 miolomay |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) 4 [1.78] [Bezanozano] mihazakazaka |
Examples |
5 [2.470] Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. |
Root | 6 olomay |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |