|
|
|
|

Entry (1/2)1  miomana
Root  2  omana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy
Explanations in English  5  [1.7] to prepare, to get ready
Explanations in French  6  [1.8] se préparer, faire des préparatifs
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  miomàna
Root  12  omana
Part of speech  13  imperative of active verb miomana [Full list]

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/28