|
|
|
|

Entry (1/2)1  miompana
Root  2  ompana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miraikitra, mipetaka: Niompana tamin'ny hazo izy no notifirina
5  Miankina, mifototra: Miompana amin'ny hevitra hoe "nateraka ho tsara ny olombelona" ny fampianaran'i Rousseau [1.1]
Explanations in English  6  connected, tied. [1.2]
Examples  7  Saika miompana amin'io toekarena io sy ny fandaminana azy avokoa ireo kabary voaray. [2.606#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  miompàna
Root  13  ompana
Part of speech  14  imperative of active verb miompana [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17  iompanam, miompàna, miompana, mpamoina, mpimaona, mpiomana, nampamoy

Updated on 2023/04/10