Entry |
miova
(ova)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1]
|
Explanations in English | To change [1.7]
|
Explanations in French | Changer [1.8, 1.13]
|
| Se changer [1.8]
|
| Changé [1.13]
|
Examples | Miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety.
[2.324]
|
Morphology |
Present : |
miova |
Past : |
niova |
Future : |
hiova |
Imperative : |
miovà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
miovà
(ova)
|
Part of speech | imperative of active verb miova
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|