Entry | 1 mipendrampendrana |
Root | 2 pendrampendrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy (olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby 5 [2.285#270] Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana 6 [2.313#59] olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby |
Explanations in English |
7 [1.2] to be flickering, to be dazzling, to be glaring 8 [1.7] to blink, to be dazzled |
Explanations in French |
9 [1.3#482, 1.8] clignoter 10 [1.3#482, 1.8] être ébloui 11 [1.3#482] vaciller, comme la flamme d'une bougie 12 [1.8] papilloter (lumière) |
Examples |
13 Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena. [2.606] 14 Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |