Entry | 1 mipentina |
Root | 2 pentina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io) 5 Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan' ilay fiara [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mipentina, nampiteny |
Updated on 2023/01/05 |