|
|
|
|

Entry1  pentina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany.
Explanations in English  4  [1.7] a spot
Explanations in French  5  [1.8] tache de saleté
Examples  6  misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony. [2.472]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Synonyms  11  pentimpentina
Compound words 

Updated on 2025/01/21