Entry | pentimpentina (pentina) | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Tache, défaut. Action de barbouiller [1.5] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Synonyms | pentina | |||||||||||||||
Updated on 2023/01/20 |