Entry | 1 mipoapoaka |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.470] Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra. 4 [1.38] ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. |
Root | 5 poapoaka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |