Entry |
miposaka
(posaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny [1.1]
|
Explanations in English | To appear; to rise (of the sun) [1.7]
|
Explanations in French | Apparaître; se lever (en parlant du soleil) [1.8]
|
Examples | Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka;
[2.470]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
miposaka |
Past : |
niposaka |
Future : |
hiposaka |
Imperative : |
miposaha |
|
Proverbs |
|