|
|
|
|

Entry1  miposaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra
Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao
Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny
Explanations in English  4  [1.7] to appear; to rise (of the sun)
Explanations in French  5  [1.8] apparaître; se lever (en parlant du soleil)
Examples  6  [2.470] Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka;
Vocabulary  7  Astronomy
Root  8  posaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word miposaka

Anagrams  14  asampiko, mipasoka, miposaka, mpisaoka, mpisoaka

Updated on 2025/01/21