Entry |
miradarada
(radarada)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Lava (fiteny amin' ny nonon' omby) [1.1]
|
Examples | E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada.
[2.285]
|
|
Entry |
miradarada
(radarada (rada))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy [1.1]
|
Explanations in English | mirada
[1.2]
|
Morphology |
Present : |
miradarada |
Past : |
niradarada |
Future : |
hiradarada |
Imperative : |
miradaradà |
|
Synonyms | |
|
Entry |
miradaradÃ
(radarada (rada))
|
Part of speech | imperative of active verb miradarada
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|