Entry (1/2) | 1 mirava |
Root | 2 rava |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa 5 Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka 6 Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana 7 Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1] |
Explanations in English |
8 to break up (of a meeting) [1.7] |
Explanations in French |
9 se séparer; se disperser après une réunion [1.8] |
Examples |
10 Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay. [2.587#] 11 Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 miravà |
Root | 19 rava |
Part of speech | 20 imperative of active verb mirava [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 avarim, iravam, miravà, mirava |
Updated on 2023/10/20 |