Entry | 1 mirazotra |
Elementary words | 2 mira, zotra |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Mathematics: geometry |
Explanations in Malagasy |
5 Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1] |
Explanations in French |
6 parallèles [1.13] |
Examples |
7 mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 mirazotra, mirozatra |
Updated on 2023/05/18 |