Entry | 1 zotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany 4 Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1] 5 ny aleha, ny hitsy [1.13.mg#235] |
Explanations in French |
6 action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3#875] 7 direction [1.13.fr#235] |
Examples |
8 zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe. [2.4#] 9 Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 19 azotr, zotra |
Updated on 2024/09/11 |