Entry | 1 fizotra |
Root | 2 zotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1] |
Explanations in French |
5 processus; déroulement [1.13] |
Examples |
6 Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra [2.245#] 7 Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [2.445#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/08 |