Entry | 1 fizotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara |
Explanations in French |
4 [1.13] processus; déroulement |
Examples |
5 [2.245#] Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra 6 [2.445#] Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna |
Root | 7 zotra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |