|
|
|
|

Entry1  zotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina
4  [1.13.mg#235] ny aleha, ny hitsy
Explanations in French  5  [1.3#875] action d'aller, de marcher, de filer droit
6  [1.13.fr#235] direction
Examples  7  [2.4#] zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe.
8  [2.356#] Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe.
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  32  azotr, zotra

Updated on 2025/03/30