Entry | 1 mizotra |
Root | 2 zotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy |
Examples |
5 nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay. [2.59#266] 6 Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#] |
Morphology |
|
Analogs | 11 mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mizotra |
Anagrams | 22 |
Updated on 2025/01/21 |