|
|
|
|

Entry1  mizotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy
Examples  4  [2.59#266] nefa mizotra tsy fĂ­diny amin'izany hiany izahay.
5  [2.588#] Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra;
Root  6  zotra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word mizotra

Anagrams  22  mizotra, rozatim

Updated on 2025/01/21