|
|
|
|

Entry1  mitandavana
Root  2  tandavana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  tomandavana

Updated on 2023/01/20