Entry | 1 zorina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Arahina mahitsy tsy mivilivily: Ity lalana mianatsimo ity zorina dia ho tonga any am-piangonana ianao Tohizina: Ny lalana zorina fa aza be resaka eo |
Root | 4 zotra |
Morphology |
|
Anagrams | 9 izoran, nizora, nozari, zorina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |