Entry | 1 tambajotra |
Root | 2 tambatra, zotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [tamba-jotra] branchement [1.5] 5 réseau [3.1] |
Examples |
6 ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday. [1.384#] 7 Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [4.43] 8 Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [4.14] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 tambazotra |
Updated on 2021/10/13 |