|
|
|
|

Entry (1/2)1  miredona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maneno miaraka: Miredona ny konseritra
Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra
Examples  4  [2.470] Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona;
Vocabulary  5  Music: (in general)
6  Sound
Root  7  redona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  miredòna
Part of speech  13  imperative of active verb miredona [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Root  16  redona

Anagrams  17  iredonam, miredòna, miredona, môderina, noderaim

Updated on 2025/04/19