Entry | 1 miretsika |
Root | 2 retsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandre volivoly 5 Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity 6 (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 miretsidretsika |
Compound words |
|
Anagrams | 12 itsikeram, kemaritsy, marikitse, miretsika, mitsikerà , mitsikera, tsikeraim |
Updated on 2023/01/20 |