|
|
|
|

Entry1  retsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika
Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro.
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Synonyms  7  retsidretsika

Anagrams  8  karitse, retsika, sekatry, tsarike, tserika, tsikera, tsirake

Updated on 2020/07/31