Entry | 1 miriadriatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko |
Root | 4 riadriatra |
Morphology |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word miriadriatra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |