Entry | 1 miriaria |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely |
Examples |
4 [2.470] Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. 5 [2.5] Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? |
Root | 6 riaria |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 15 irairaim, miriaria |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |