Entry | 1 miritirity |
Root | 2 ritirity |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana |
Explanations in English |
5 [1.2] to trot, to amble, to move the limbs excitedly |
Explanations in French |
6 [1.3] marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide |
Examples |
7 Tsiboboka ri-drano saho-miritirity fanao ny ratsy avo vava [2.131] 8 Papango didimaso voro-miritirity tsy mizaha tena koa manenitra olona hianao Ramatoa [2.131] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miritirity |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |