|
|
|
|

Entry1  mirohotra
Root  2  rohotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery [1.1#712]
Explanations in French  5  aller ensemble, aller en foule [1.3#543]
Examples  6  Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana. [2.356#]
7  Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa. [1.353#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  mirohitra
Analogs  13  misesika, mibosesika, miridana, manao dia be, manao rodom-be, manao tsy omby aloha, manao rano vaky, mifanitsa-kitro

Updated on 2021/10/04