Entry | 1 miroky |
Root | 2 roky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1] |
Explanations in English |
5 to speak a dialect [1.7] |
Explanations in French |
6 parler dialecte, patois [1.8] |
Examples |
7 Basivava tsy mahay mikabary Marovatana be tany tsy misy vokatra Avaradrano mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony be kibo tsy manavy Vonizongo be ohabolana miroky Vakinankaratra fa ny Voromahery ihany no lohany [2.131] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ikorim, miroky, moriky |
Updated on 2023/01/20 |