Explanations in Malagasy |
5 Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany mandrakariva io zazalahy io rehefa hiteny
6 Manotra: Iza no nisafo ny tongotrao narary?
7 Teny ilazana ny vehivavy bevohoka mitondra ny kibony hojeren' ny dokotera na ny mpampivelona: Tonga misafo isan-tapa-bolana eto amin' ny hopitaly io Ramatoa io
8 Mandalo mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Hisy lehibe hisafo ny trano fitsaboana rahampitso
9 Mijery taratra: Nisy lehilahy nisafo ny tanana omaly mba hangalatra [1.1]
|