|
|
|
|

Entry1  misafofoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mianjera
Voan' ny aretin-tampoka
Explanations in French  4  [1.3#556] Tomber, être saisi d’une attaque
Examples  5  [2.587#] Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy;
Vocabulary  6  Health
Root  7  safofoka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11