Entry | 1 misahotaka |
Root | 2 sahotaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay 5 Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 amitsahako, hamatsiako, mahatosika, misahotaka |
Updated on 2023/01/05 |