|
|
|
|

Entry1  misahotaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy
Root  4  sahotaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  amitsahako, hamatsiako, mahatosika, misahotaka

Updated on 2025/01/21