Entry | 1 misalotra |
Root | 2 salotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? |
Explanations in English |
5 [1.7] to wear a vest |
Explanations in French |
6 [1.8] porter gilet |
Morphology |
|
Anagrams | 11 masilotra, misalotra, misolatra |
Updated on 2023/01/20 |