Entry (1/3) | 1 salotra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Explanations in Malagasy |
9 Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao 10 Enti-milaza fomba fitafy lamba izay apetraka fotsiny eo ambony soroka roa [1.1] |
Explanations in English |
11 waistcoat [1.2] 12 a vest [1.7] |
Explanations in French |
13 veste [1.8] |
Examples |
14 Tapatapa-damba hatao salotra. [2.649#72] 15 Akanjo fitondra andavanandro no teny aminy ary salotra nampinadramin' ny tompom-panasana no teo amboniny. [2.470#90] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 17 salotra |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Hairstyles |
Explanations in Malagasy |
20 Fomba firandran' ny renin-jaza amin' ny andro amorana ny zanany; randram-bolo ataon' ny reny amin' ny fandidiam-poitra ny zanany [1.1] |
Entry (3/3) | 21 salotra |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Botany |
Explanations in French |
24 (c'est aussi le nom donné à la coiffure spéciale des femmes dont l'enfant va être circoncis ; la même racine, dans son sens général veut dire : action de suspendre, d'accrocher ; dans un sens plus moderne : mettre les habits d'un autre). Pachypodium rosulatum Baker et Pachypodium rosulatum var. gracilius (H. Perrier) Lüthy (Apocynaceae). Nom relevé par le R.P. Camboué. Curieuse plante, à souche monstrueuse, poussant sur les rochers, dépourvue de feuilles en saison sèche ; mais faisant de belles fleurs d'un jaune éclatant. [Merina]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 26 salotra, solatra |
Updated on 2023/01/16 |