Entry | 1 misamboaravoara |
Root | 2 samboaravoara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo |
Explanations in English |
5 [1.7] to be turbulent, to rise in waves |
Explanations in French |
6 [1.8] être agité, s'agiter en vagues |
Examples |
7 tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana. [2.471] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 misamboara |
Compound words |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |