|
|
|
|

Entry1  misamboritra
Root  2  samboritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël)
5  Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/05