|
|
|
|

Entry1  misamboritra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël)
Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba
Root  4  samboritra
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11