Entry | 1 misandrahaka |
Root | 2 sandrahaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io |
Explanations in English |
5 [1.2] same as miRAhaka |
Explanations in French |
6 [1.13] rayonnant |
Examples |
7 Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany. [2.470] |
Vocabulary |
8 Physics |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word misandrahaka |
Updated on 2023/01/20 |