Entry | 1 misandrahaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io |
Explanations in English |
4 [1.2] same as mirahaka |
Explanations in French |
5 [1.13] rayonnant |
Examples |
6 [2.470] Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drĂ lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany. |
Vocabulary |
7 Physics |
Root | 8 sandrahaka |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word misandrahaka |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |