Entry |
misaotra
(saotra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [1.1]
|
Explanations in English | To thank; to bless; to divorce one's wife [1.7]
|
Explanations in French | Remercier; bénir; divorcer de sa femme [1.8]
|
Examples |
1 | Misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo!
[2.324]
|
2 | Misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
misaotra |
Past : |
nisaotra |
Future : |
hisaotra |
Imperative : |
misaora |
|
Proverbs |
|