|
|
|
|

Entry (1/2)1  saotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna
4  [1.1] [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana
Explanations in English  5  [1.7] thanks, thanksgiving; gratitude
Explanations in French  6  [1.8] remerciement, reconnaissance
Examples  7  Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/2)16  saotra
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] talenta ratsy

Anagrams  19  arotsa, asatro, saotra, soratà, sorata, tarosa, tsarao, tsaroa

Updated on 2023/07/25