|
|
|
|

Entry1  sinaotra
Root  2  saotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony; voasaotra, isaorana, isarahana: Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa iny
5  Nankasitrahana [1.1]
Explanations in French  6  divorcée, répudiée, remercié [1.3#578]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  voasaotra

Anagrams  11  anatsiro, anatsory, arotsany, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, isoratan, itrosana, itsorana, nasoitra, natsoria, nisaotra, nisorata, notsarai, rañaotsy, ranitsoa, ratsinao, sanatrio, satrinao, sinaotra, soratany, soritana, torin' asa, trosaina, tsaroany

Updated on 2023/01/20