|
|
|
|

Entry1  misara maina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita
Elementary words  4  misara, maina
Synonyms  5  misara-poana, misara-potsiny

Updated on 2024/12/10